Toa tsy haritro ihany ny hiandry anao
Nihezaka ihany aho fa toa
Ho mafy iany tsy ho eo ianao,
Ho rava ve ireo izay efa natao
Tsy maintsy mbola ihaona indray andro any
Izaho kosa hiteny hoe
Ref: Tsy andrinao, tsy kivy aho anefa
Tsy hitana anao ankory aho mandehana
Tsy ho ahy hintsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray
Izaho koa mino, Teo faona ianao
Indrisy fo vaky sento sisa, iny lasa ianao
tsy alahelo ihany, na koa hoe hitomany
F'izaho anefa mbola hitraka hatrany
Ny momba anao koa efa lavitra ahy
Marina sisa ny ahy hoe...
ref: Tsy andrinao, tsy kivy aho anefa
tsy hitana anao ankory aho mandehana
tsy ho ahy hintsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray
tsy andrinao tsy kivy aho anefa
tsy hitan anao ankory mandehana
tsy ho ahy hintsony ny fonao
aleo aloha samy haka ho azy indray
tsy kivy aho anefa
tsy hiatana anao tsy hiandry anao mandehana
tsy ho ahy hintsony ny fona
aleo aloha samy haka ho azy indray.